Entry | 1 fehitenda |
Elementary words | 2 fehy, tenda |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Economy: clothing |
Explanations in Malagasy |
5 Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1] |
Explanations in English |
6 A neck-cloth, a neck-tie, a cravat. [1.2] 7 a necktie [1.7] |
Explanations in French |
8 cravate [1.8] |
Examples |
9 Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [2.470] |
Synonyms | 10 fehivozo |
Other spellings | 11 fehintenda |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fehitenda |
Updated on 2023/04/20 |