|
|
|
|

Entry1  fehintenda
Elementary words  2  fehy, tenda
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  5  Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1]
Examples  6  Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda. [2.436#]
Other spellings  7  fehitenda

Updated on 2023/12/10