|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy
Explanations in English  4  [1.7] the throat
Explanations in French  5  [1.8] la gorge
Vocabulary  6  Biology
Derivatives 
7  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  36  Proverbs containing the word tenda

Entry (2/2)37  tenda
Part of speech  38  adjective
Explanations in Malagasy  39  [1.1] Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tenDAna

Anagrams  40  dante, ndate, tenda

Updated on 2023/05/26