Entry | 1 ganagana entina amin' ny tendany |
Elementary words | 2 ganagana, entina, tenda |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy |
Updated on 2024/12/07 |