Entry | 1 kambontenda |
Elementary words | 2 kambo, tenda |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao |
Vocabulary |
5 Biology 6 Health |
Updated on 2024/12/07 |