|
|
|
|

Entry1  kambontenda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao
Vocabulary  4  Biology
5  Health
Elementary words  6  kambo, tenda

Updated on 2024/12/07