Entry | fehim-pihavanana | |
Elementary words | fehy ; fihavanana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1] | |
Explanations in French | Lien de parenté [1.54] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Synonyms | fehim-ponenana | |
Updated on 2023/12/10 |