Entry | 1 fihavanana |
Root | 2 havana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.62#384] fiombonana an-tsaina sy fo ary fanahy izay tsy voatery ho eo amin' ny olona manana rohim-pifandraisana araka ny ra ihany fa na dia eo amin' ny samy hafa fianakaviana sy fihaviana aza. Fifankatiavana lalim-paka nifamatoran' ny mpiaramonina teo anivon' ny ankohonana, fianakaviana, namana sy tapaka ary fokonolona: Tandrovy mandrakariva ny fihavanana fa ny maty aza te ho maro ~ Ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana |
Explanations in English |
5 [1.7] blood relationship; friendship, comradeship |
Explanations in French |
6 [1.54] lien de parenté 7 [1.8] parenté de sang; amitié, bonnes relations |
Examples |
8 Vao mitsidi-doha ny fihavanana, dia tapahin-doha ny havana! [2.528#] 9 Ny fitandroana ny fihavanana no endri-panabeazana voalohany. [2.606#] 10 Fa izahay tsy hivezovezo fa ny fihavanana tokoa no nalehanay. [2.366#] |
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Titles | 24 Tantaran-drazana hitadidiana ny fihavanana ( ) |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word fihavanana |
Anagrams | 26 |
Updated on 2025/01/21 |