|
|
|
|

Entry1  fehezana
Root  2  fehy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo
5  Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana) [1.1]
Explanations in English  6  a bunch. [1.2]
Explanations in French  7  faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet [1.13]
Examples  8  Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo. [2.442#]
9  Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472#]
Compound words 

Updated on 2023/06/12