|
|
|
|

Entry1  fehezanteny
Elementary words  2  fehezana, teny
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana)
Explanations in French  5  [1.13, 1.5] phrase, énoncé
Vocabulary  6  Linguistics
Compound words 

Updated on 2024/12/07