Entry | fehivava | |
Elementary words | fehy ; vava | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra [1.1] | |
Explanations in French | Muselière [3.1] | |
Analogs | fehy vava | |
Entry | fehivava | |
Elementary words | fehy ; vava | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Fifadian-kanina [1.78] | |
Anagrams | fehivava, fehy vava |
Updated on 2023/12/10 |