Entry |
fatotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Explanations in French | état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné:
Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra
(Le voleur a été mal attaché et s'est enfui) [1.3]
|
Examples |
1 | io moa dia fatotra fotsiny no hidiny.
[2.472]
|
2 | ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo.
[2.313]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
fatotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Aika voamboatra ary vita amboarany [1.1]
|
Explanations in English | Indigo that has been pounded and tied up. [1.2]
|
Explanations in French | Indigo préparé en pain ou en gâteau [1.3]
|
| [Merina]
Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir
aika.
[1.196]
|
Scientific name | Indigofera tinctoria |
Vocabulary |
|