|
|
|
|

Entry1  mpifatotra
Root  2  fatotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mpigadra, olona voatana ao amponja
Explanations in French  5  [1.3] celui ou ce qui est attaché
Examples  6  Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa! [2.357#46]
7  Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra. [2.587#]
8  nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy. [2.649#158]

Updated on 2024/12/11