Entry | 1 amatorana |
Root | 2 fatotra |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Examples |
5 Ny lohabao kosa dia kofehy no amatorana azy amin' ny fantaka mba hahazoana manenjana na mana-ketraka ny tenona araka izay ilana azy. [2.436#] 6 Samia mamoaka ny tadiny avy, dia afatory tanana ivoho tsirairay avy ireo, ary ny lanin' ny tady amatorana azy dia tazony eny an-tananareo. [2.357#] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word amatorana |
Anagrams | 12 amatorana, anaratoam, anatamora, manaratoa, ramatanao |
Updated on 2023/01/20 |