|
|
|
|

Entry1  afatotra
Root  2  fatotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io
5  Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra [1.1]
Explanations in English  6  to be bound [1.2, 1.7]
7  to be fettered [1.2]
Explanations in French  8  qu'on lie [1.3, 1.8]
9  qu'on attache, ce qui sert à attacher [1.3]
10  qu'on noue [1.8]
Examples  11  Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra. [2.587#]
12  Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. [1.437#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing the word afatotra

Updated on 2023/01/19