|
|
|
|

Entry1  tadivavarana
Elementary words  2  tady, vavarana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1]
Explanations in English  5  a noose [1.2]
Examples  6  Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Synonyms  7  tady voavarana
Compound words 

Updated on 2023/10/17