|
|
|
|

Entry1  tadivavarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby
Explanations in English  4  [1.2][tady vavarana] a noose
Examples  5  [2.996] Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana
Elementary words  6  tady, vavarana
Synonyms  7  tady voavarana
Compound words 

Updated on 2024/12/10