Entry | 1 vavarana |
Root | 2 vavatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tatahana kely Vahana, velarina Aseho, ambara, aposaka |
Examples |
5 Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy. [2.895#] 6 Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy. [2.643#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |