|
|
|
|

Entry (1/2)1  kofehy
Root  2  fehy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana [1.1]
Explanations in English  5  string. [1.2]
6  string thread [1.7]
Explanations in French  7  fil, ficelle [1.8]
8  fil [1.13]
9  (dans toute l'île) (de ko- préfixe augmentatif, et fehy : action de lier, d'attacher). Nom général des fibres et des écorces qui en fournissent. Surtout réservé aux fibres de corderie. Pour les fibres textiles, on précise kofehy azo tenomina. Voir l'étude de P. Boiteau et G. Rason : Ny zavamaniry ahazoana kofehy azo tenomina. (Les plantes à fibres textiles de Madagascar) dans la revue en langue malgache : teny soa sy mpamafy n° 30 juin 1943, p. 90-94, en langue malgache. [1.196]
Examples  10  Matokia manenona, fa tsara kofehy hanenjana. [2.346#23]
11  Ary ny vololony nozahany ka misy kofehy mafy. [1.436#]
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word kofehy
Article  21  Randzavola: kofehy ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)22  kofehy
Root  23  fehy
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (Jereo koa: ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) [1.1]
Synonyms  26  solonkofehy

Anagrams  27  fohike, hofike, kofehy

Updated on 2023/05/24