Entry | 1 solonkofehy |
Elementary words | 2 solo, kofehy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (jereo koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) 5 (solon-kofehy) Anarana omena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin' ny famonosan-damba no tonga mamangy [1.1] |
Explanations in French |
6 [solon-kofehy] Argent donné aux enterrements [1.3] |
Synonyms | 7 kofehy |
Updated on 2023/09/08 |