Entry | 1 solonkofehy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (jereo koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) (solon-kofehy) Anarana omena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin' ny famonosan-damba no tonga mamangy |
Explanations in French |
4 [1.3][solon-kofehy] Argent donné aux enterrements |
Elementary words | 5 solo, kofehy |
Synonyms | 6 kofehy |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |