|
|
|
|

Entry1  fehin-teny
Elementary words  2  fehy, teny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Teny fohifohy atao famaranana no sady famintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana [1.1]
Explanations in English  5  A word or sentence on which much depends; heads of a discourse. [1.2]
Examples  6  Ataovy mazava ny fehinteny vokatry ny famakafakanao. [2.285#]

Updated on 2023/12/10