|
|
|
|

Entry1  fehizoro
Elementary words  2  fehy, zoro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra
Explanations in English  5  [1.2][fehy zoro] a corner-stone
6  [1.7] a cornerstone
Explanations in French  7  [1.8] pierre angulaire
Examples  8  [1.437#] Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro.
9  [2.528#] Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra.
Vocabulary  10  Economy: buildings, public works
Compound words 
Article  13  Randzavola: fehizoro ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07