Entry (1/3) | 1 zoro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra Kiho: Zoron-dalana Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazantany: Zoron-tany efatra Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro". Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra |
Explanations in English |
4 [1.7] a corner an angle |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.13] coin angle |
Examples |
6 Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana. [1.381#] 7 Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets. [1.357#] |
Vocabulary |
8 Mathematics: geometry |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Proverbs | 71 Proverbs containing the word zoro |
Entry (2/3) | 72 zoro |
Part of speech | 73 noun |
Explanations in French |
74 [1.13] jour |
Vocabulary |
75 Economy: clothing |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 81 zôro |
Part of speech | 82 noun |
Explanations in Malagasy |
83 [1.78] [Sihanaka]
zozoro maniry |
Explanations in French |
84 [1.196] [Betsimisaraka Avaratra]
En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . |
Vocabulary |
85 Botany |
Anagrams | 86 zoro, zôro |
Updated on 2025/02/02 |