Entry | 1 mahery an-joro |
Elementary words | 2 mahery, zoro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa 5 Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1] |
Updated on 2024/08/13 |