Entry |
mahery
(hery)
|
Part of speech | active verb or adjective
|
Explanations in Malagasy | Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao [1.1]
|
Explanations in English | Strong [1.7]
|
Explanations in French | Fort, puissant [1.8]
|
Examples |
1 | Mahery fofona sady matsatso!
[2.471]
|
2 | Tena mahery izy ity Rangahy!
[2.606]
|
3 | Dia ny voalavo izany no mahery!
[2.69]
|
4 | Na zovy mahery, dia vaky barara;
[1.240]
|
|
Morphology |
Present : |
mahery |
Past : |
nahery |
Future : |
hahery |
Imperative : |
mahereza |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
mahery
(hery)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
mamerina
[1.78]
|
Morphology |
Present : |
mahery |
Past : |
nahery |
Future : |
hahery |
Imperative : |
mahereza |
|
|
Entry |
MAHERY
|
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in English | Madagascar Health and Environmental Research [3.1]
|
/m:web>
Analogs |
Acronyms
|
Web | https://www.hsph.harvard.edu/christopher-golden/mahery/
|
|