Entry (1/4) | 1 hery |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka |
Explanations in English |
4 [1.7] strength, force, power |
Explanations in French |
5 [1.8] force, puissance |
Examples |
6 Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. [2.4] 7 Ny hery tsy mahateo ny fanahy. [2.296] 8 Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. [2.508] 9 Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. [1.231] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 46 Proverbs containing the word hery |
Article |
47 Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/4) | 48 hery |
Part of speech | 49 noun |
Explanations in Malagasy |
50 [1.1] Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy |
Explanations in French |
51 [1.3] nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy 52 [1.196] (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions : Mimosa asperata L. (Fabaceae) [Sakalava] Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae) [Merina] Voir heritsilo. |
Vocabulary |
53 Botany |
Synonyms | 54 angivy, roingivy, voangivy |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 56 hery |
Part of speech | 57 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
58 [1.1] Fandefasana fivalanana |
Explanations in French |
59 [1.3] |
Vocabulary |
60 Botany |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 64 hery |
Part of speech | 65 noun |
Explanations in Malagasy |
66 [1.78] [Taisaka]
fiverenana |
Anagrams | 67 hery, rehy |
Updated on 2025/02/07 |
![]() |