|
|
|
|

Entry1  fankaherezana
Root  2  hery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana
Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany
Explanations in French  5  [1.3#238] action de fortifier
Examples  6  Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [2.117#3]

Updated on 2024/12/11