Entry | 1 manan-kery |
Elementary words | 2 manana, hery |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ampiharina amin'ny fotoana itenenana [1.13] |
Explanations in French |
5 en vigueur [1.13] |
Examples |
6 Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe. [2.270] 7 Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa. [2.285] |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2023/08/11 |