|
|
|
|

Entry1  manan-kery
Elementary words  2  manana, hery
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.13] ampiharina amin'ny fotoana itenenana
Explanations in French  5  [1.13] en vigueur
Examples  6  [2.270] Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe.
7  [2.285] Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa.
Compound words 
Titles  9  Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy)

Anagrams  10  manan-kery, mankarine

Updated on 2025/01/21