Entry | 1 mankahery |
Root | 2 hery |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |