Entry (1/2) | 1 mahery vintana |
Elementary words | 2 mahery, vintana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [1.1] |
Entry (2/2) | 5 mahery vintaña |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 mazan-doha, adaladala, mahery setra [Betsimisaraka]
[1.78] |
Anagrams | 8 mahery vintana, mahery vintaña |
Updated on 2023/01/01 |