Entry (1/2) | 1 mahery vintana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo |
Elementary words | 4 mahery, vintana |
Entry (2/2) | 5 mahery vintaña |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 [1.78] [Betsimisaraka]
mazan-doha, adaladala, mahery setra |
Anagrams | 8 mahery vintana, mahery vintaƱa |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |