|
|
|
|

Entry (1/3)1  mahery
Part of speech  2  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka
Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita
Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia
Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy
Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao
Explanations in English  4  [1.7] strong
Explanations in French  5  [1.8] fort, puissant
Examples  6  [2.471] mahery fofona sady matsatso!
7  [2.606] Tena mahery izy ity Rangahy!
8  [2.69] Dia ny voalavo izany no mahery!
9  [1.240] Na zovy mahery, dia vaky barara;
Root  10  hery
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Derivatives 
15  Active verbs :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Titles  52  Fitiavana mahery (Tselatra)
53  Sangy mahery (Razakarivony Arthur)
Proverbs  54  Proverbs containing the word mahery

Entry (2/3)55  mahery
Part of speech  56  active verb
Explanations in Malagasy  57  [1.78] [Taisaka] mamerina
Root  58  hery
Morphology 
59  Present :
60  Past :
61  Future :
62  Imperative :

Entry (3/3)63  MAHERY    
Part of speech  64  noun (acronym) [Full list]
Explanations in English  65  [3.1] Madagascar Health and Environmental Research

Anagrams  66  aherim, hamery, heraim, hieram, ireham, mahery, mihare

Updated on 2025/03/22