|
|
|
|

Entry (1/2)1  rano mahery
Elementary words  2  rano, mahery
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] a) rano misasasasa mafy avy any amin' ny toerana ambony ka manimba izay sendra azy
rano maria, rano mena
hatezerana izaitsizy: Tsy fanao ny mitsena rano mahery
b) rano ampiasaina amin' ny famorana mba hanasana ny ferin-jaza; rehefa madiva ho maraina ny andro no alefa ny lehilahy matanjaka haka azy
Explanations in English  5  [1.2] Running water fetched hastily on the morning of performing circumcision for washing the wound
Explanations in French  6  [1.196] (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens traditionnel, ancien : eau consacrée qu'on allait puiser cérémonieusement pour la circoncision ;
Examples  7  Rehefa miverina ny mpaka ranomahery dia miara-mifamalivaly hoe: "Zana-boromahery manatody am-bato. [2.436#]
8  Ny mifehy voatavo dia fanomanana ny voatavo hitondrana ny ranomahery ilaina amin' ny famorana ny Zanakandriana. [2.508]

Entry (2/2)9  ranomahery
Elementary words  10  rano, mahery
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.78] [Bezanozano] asidra
13  [1.1] Asidra mahery ampiasain' ny mpanefy haninginana
Explanations in English  14  [1.2] vitriol
Explanations in French  15  [1.196] (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens moderne, technologie : les acides, comme l'acide sulfurique, etc.
Vocabulary  16  Chemistry

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21