Entry (1/2) | 1 rano mahery |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] a) rano misasasasa mafy avy any amin' ny toerana ambony ka manimba izay sendra azy rano maria, rano mena hatezerana izaitsizy: Tsy fanao ny mitsena rano mahery b) rano ampiasaina amin' ny famorana mba hanasana ny ferin-jaza; rehefa madiva ho maraina ny andro no alefa ny lehilahy matanjaka haka azy |
Explanations in English |
4 [1.2] Running water fetched hastily on the morning of performing circumcision for washing the wound |
Explanations in French |
5 [1.196] (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens traditionnel, ancien : eau consacrée qu'on allait puiser cérémonieusement pour la circoncision ; |
Examples |
6 [2.436#] Rehefa miverina ny mpaka ranomahery dia miara-mifamalivaly hoe: "Zana-boromahery manatody am-bato. 7 [2.508] Ny mifehy voatavo dia fanomanana ny voatavo hitondrana ny ranomahery ilaina amin' ny famorana ny Zanakandriana. |
Elementary words | 8 rano, mahery |
Entry (2/2) | 9 ranomahery |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Bezanozano]
asidra 12 [1.1] Asidra mahery ampiasain' ny mpanefy haninginana |
Explanations in English |
13 [1.2] vitriol |
Explanations in French |
14 [1.196] (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens moderne, technologie : les acides, comme l'acide sulfurique, etc. |
Vocabulary |
15 Chemistry |
Elementary words | 16 rano, mahery |
Anagrams | 17 ranomahery, rano mahery |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |