Entry | 1 mahitsizoro |
Elementary words | 2 mahitsy, zoro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1] |
Explanations in French |
5 rectangle [1.13] |
Examples |
6 Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#] |
Vocabulary |
7 Mathematics: geometry |
Compound words |
|
Anagrams | 13 mahitsizoro, zoro mahitsy |
Updated on 2023/09/10 |