|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahitsy
Root  2  hitsy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao
5  Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny
6  Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ [1.1]
Explanations in English  7  straight, correct [1.7]
Explanations in French  8  droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct) [1.3#253]
9  droit, correct [1.8]
Examples  10  Satria, mahitsy ka mety hanafintohina. [2.245#119]
11  Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5#]
Derivatives 
12  Active verbs :
Antonyms  13  meloka
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word mahitsy

Entry (2/2)21  Mahitsy
Elementary words  22  mahitsy, hitsy
Part of speech  23  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  24  Geography: towns

Anagrams  25  ahitsim, hamitsy, hatsimi, itsiham, mahitsy, Mahitsy, mihatsy, sitahim, tsiahim

Updated on 2023/07/13