|
|
|
|

Entry (1/4)1  hitsy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
9  Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
10  Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
11  Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1]
Compound words 
Toponyms 
Titles 

Entry (2/4)16  hitsy
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  fijoroana mahitsy [Taisaka] [1.78]

Entry (3/4)19  hitsy
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Mathematics: geometry
Explanations in French  22  droite [1.13]
Compound words 

Entry (4/4)27  hitsy
Part of speech  28  noun
Derivatives 
29  Active verbs :
30  Names :
31  Adverbs :
Vocabulary  32  Botany
Explanations in Malagasy  33  karazan-kazo fanaovan-trano [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  34  Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka] [1.196]
Compound words 
Scientific name 

Anagrams  37  hitsy, tsihy

Updated on 2023/05/22