Entry (1/2) | 1 hitsina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 hintsina [1.1] |
Entry (2/2) | 4 hitsina |
Root | 5 hitsy |
Part of speech | 6 passive verb |
Explanations in Malagasy |
7 Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise 8 Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana 9 Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy [1.1] |
Explanations in French |
10 que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles: Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite) [1.3#253] |
Examples |
11 Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie. [2.332#40] 12 azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty. [2.59#134] |
Morphology |
|
Anagrams | 17 ahitsin, hanitsy, hatsiny, hitsina, itsihan, nahitsy, natsihi, nitsiha, sitahin, tsiahin, tsihina, tsy nahy |
Updated on 2021/04/08 |