Entry (1/2) | 1 hitsikitsika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano |
Explanations in French |
4 [1.54] crécerelle 5 [1.196] crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur |
Examples |
6 Dia nisy hitsikitsika nisakana azy. [2.69#] |
Vocabulary |
7 Zoology: birds |
Synonyms | 8 ihitsikitsika, ikitiky, kitsikitsika |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word hitsikitsika |
Article |
10 Randzavola: hitsikitsika ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 11 hitsikitsika |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Karazan-kazo lehibe mafy |
Explanations in French |
14 [1.196] (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Fruits comestibles, acidulés. [Merina]
15 [Betsileo] |
Vocabulary |
16 Botany |
Analogs | 17 hitsika |
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Updated on 2022/07/30 |