|
|
|
|

Entry (1/2)1  manitsy
Root  2  hitsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy
Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly
Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao
Explanations in French  5  [1.3#253] redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier: Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi)
6  [1.13] dégauchir, redresser, corriger, rectifier
Examples  7  Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano. [2.528#123]
8  Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  tsy mivilivily, mandeha toratady, manavatsava, manao hitsin-dalana, manapaka, manarina
Proverbs  14  Proverbs containing the word manitsy

Entry (2/2)15  manitsy
Part of speech  16  adjective
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Bara] mangatsiaTSIaka
18  [1.78] [Tanala] mangaTSIaka
Synonyms  19  manitsinitsy

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21