|
|
|
|

Entry1  manarina
Root  2  arina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo
Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to level
6  [1.2] to set up, to raise, to erect, to elevate
7  [1.7] to set upright
Explanations in French  8  [1.3#62] Mettre d’aplomb, niveler, mettre sur son séant, redresser, relever, recouvrer, rétablir ses affaires: Nanarina ny fananany izy (Il a recouvré sa fortuné, il a rétabli ses affaires)
9  [1.8] niveler; dresser debout
10  [1.13] redresser, corriger
Examples  11  Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo. [2.470]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  manitsy
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word manarina

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/21