Entry (1/2) | 1 mangatsiaka |
Root | 2 hatsiaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina 5 Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe 6 Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay 7 Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy 8 Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1] |
Explanations in English |
9 cold [1.2, 1.7] 10 chilly, frigid. [1.2] |
Explanations in French |
11 froid [1.8] |
Examples |
12 Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324] 13 Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 17 mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka18 manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word mangatsiaka |
Entry (2/2) | 23 Mangatsiaka |
Elementary words | 24 mangatsiaka |
Part of speech | 25 name (toponym) |
Explanations in French |
26 petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11] |
Vocabulary |
27 Geography: rivers, lakes |
Tables and plates |
28 Full list |
Anagrams | 29 Mangatsiaka, mangatsiaka, Mangatsiaka, mangatsiaka |
Updated on 2024/08/29 |