|
|
|
|

Entry1  ngoly
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro. [1.1]
Explanations in English  4  benumbed, torpid from cold or a blow. Comp. voly [1.2]5  numb from cold or from a blow or from sitting still [1.7]
Explanations in French  6  engourdi [1.3#453]7  transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité [1.8]
Examples  8  Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy. [2.470#]
9  Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava. [2.643#]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Anagrams  13  longy, ngoly

Updated on 2022/04/11