Entry | ngolingoly (ngoly) | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny tena Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly erỳ izy nahare ilay feon-kira fanaon' izy ireo niaraka fahiny [1.1] | ||||||
Examples | Voan' ny areti-mifindran' alahelo hianareo, hoy Fatakamana, ka izaho avy no ngolingoly nifindrany.
[2.499] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Anagrams | longilongy, ngolingoly |
Updated on 2023/01/05 |