Entry (1/2) | 1 voly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famafazana voan-javamaniry na fanatsatohana tahon-lavamaniry amin' ny tany mba haniry: Anisan' ny mora hatao ny voly mangahazo 4 Ireo zavamaniry afafy na atsatoka: Tandremo sao dia voahitsakao ireto volin' olona ireto [1.1] |
Explanations in French |
5 plantation [1.3, 1.13] 6 ce qu'on sème (comme les haricots, les pistaches), ce qu'on plante (comme le manioc, les patates, les arbres) [1.3] 7 culture [1.13] 8 plantation quelconque [1.5] 9 (général). Tout ce qu'on sème ou qu'on plante ; tout ce qu'on cultive. On distingue en droit foncier malgache, deux types de culture : voly avotra : Plantations pérennes, comme les arbres fruitiers, les cultures arbustives : caféier, etc., les reboisements. La propriété de ces derniers sols était inamovible, alors que celle des voly avotra était conditionnée par la culture. Dès qu'elles devenaient en friche, elles étaient susceptibles d'être redistribuées à la collectivité [1.196] |
Examples |
10 Mandevona ny vary sy ny voly. [2.69#282] 11 Nampandroso tsara ny voly vary izy. [2.508#315] 12 voly vary sy fiompiana omby no foto-pivelomany. [2.356#15] 13 Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha. [2.470] |
Vocabulary |
14 Economy: agriculture |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word voly |
Entry (2/2) | 24 voly |
Part of speech | 25 adjective |
Explanations in Malagasy |
26 Dontodonto tsy mahare raha tohinina; ankonankona noho ny hasasarana mafy na noho ny fiforetana ela tsy mihetsika; ngoly: Voly ny tongotro izany [1.1] |
Explanations in French |
27 engourdi, qui ressent des picotements, les effets de la fatigue, ennuyé de ne rien faire: Voly ny tongotro (Mon pied est engourdi) [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 33 lovi, lovy, voly |
Updated on 2024/05/18 |