|
|
|
|

Entry1  mamboly
Root  2  voly
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo
5  Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina
6  Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1]
Explanations in French  7  planter, cultiver [1.13, 1.196]
8  [mambôly] planter, cultiver
9  [mambôly] planté, cultivé [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  10  mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [2.59#65]
11  Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52]
Vocabulary  12  Economy: agriculture
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mamboly

Updated on 2020/07/31