Entry | 1 ambolena |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) |
Explanations in French |
4 [1.196] planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci) |
Examples |
5 [2.332#35] Tokony hoheverina ary ny momba ireo tanimbary izay tsy ambolena hafatsy vary hatrany hatrany. 6 [2.472#18] Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. |
Vocabulary |
7 Economy: agriculture |
Root | 8 voly |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word ambolena |
Anagrams | 16 ambolena, bolamena |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |