|
|
|
|

Entry1  fialamboly
Elementary words  2  fiala, voly
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy hariva
Explanations in French  5  [1.13] loisir
Examples  6  Ny kilalao anie sady natao ho fialamboly no natao hianaran-javatra koa. [2.445#]

Updated on 2023/12/10